Tia tanidrazana hoe ?

Nampidirin'i radomanga | 12 Jio, 2012

Tia = mahafoy sy mizara ho an'ny hafa na dia ny aina .....aza

Tanindrazana = ny olona aloha vao ny tany onenana; ny laza na ny vononahitra sy ny ain' ny taranaka mifandimby no arovana, ny fahaveloman'ny olona ankehitriny.....ny olona no voalohan-karena Smile Ireo ray aman-dreny sy zoky dia efa nanome modelyYell...Α......................Ω